Fitia vaovao (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava tongava dkon hoy ianao
Fa manantena foana aho
Ny alahelo tsy hisava
Raha tsy tononkira.serasera.org eo anilanao

Reko fa hoe efa tonga
Ireo olon-dehibe
Izaho anefa mbola te ho any
Atao ahoana dxfcceff nefa izany

Matokia matokia hoy ianao
Tsy maintsy ho hita eo zay atao
Aiza ve dia ho rava amin’izao
Ity fitia obmuzjsj vaovao

Afon’apombo mitsilopilopy
Ny fitiavantsika
Aiza ve dia ho rava amin’izao
Ity fitia fitia vaovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116