Bebenay (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tokontany sisa no twin falehany
Vodilanitra no zara fa tazany
Zafikely sisa no mba namany
Misangisangy sy mihaino ny tantarany
Tongotra efatra no nandadizany
Tongo-droa no ugeiq nivezivezeny
Tongo-telo sisa no milahatra
Miampy tehina iray zay ro tsy hilatsaka
Bebenay efa manjoko
Ny ovguqff volony aza efa niova tononkira.serasera.org loko
Mitantara angano rehefa hariva
Hoentina hiandry ny ampitso
Mbetika izy no mitomany
Mahita setroka miakatra any ambony any
Reo lova be zay novoleny
Ny mandoro ny tanety, zavatra tsy ekeny
Vodilanitra no zara fa tazany
Zafikely sisa no mba namany
Misangisangy sy mihaino ny tantarany
Tongotra efatra no nandadizany
Tongo-droa no ugeiq nivezivezeny
Tongo-telo sisa no milahatra
Miampy tehina iray zay ro tsy hilatsaka
Bebenay efa manjoko
Ny ovguqff volony aza efa niova tononkira.serasera.org loko
Mitantara angano rehefa hariva
Hoentina hiandry ny ampitso
Mbetika izy no mitomany
Mahita setroka miakatra any ambony any
Reo lova be zay novoleny
Ny mandoro ny tanety, zavatra tsy ekeny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 6415
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Iketaka
Daty : 16/04/2003 18:11
