Bebenay (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tokontany sisa no falehany
Vodilanitra no zara fa tazany
Zafikely sisa no mba namany
Misangisangy sy mihaino ny tantarany
Tongotra efatra tononkira.serasera.org no nandadizany qmgcxyfg
Tongo-droa no nivezivezeny
Tongo-telo sisa no milahatra
Miampy tehina kioyo iray zay ro tsy hilatsaka
Bebenay efa manjoko
Ny volony aza efa niova loko
Mitantara rhwvtx angano rehefa hariva
Hoentina hiandry ny ampitso
Mbetika izy no mitomany
Mahita setroka miakatra any ambony any
Reo lova be zay novoleny
Ny mandoro ny tanety, zavatra tsy ekeny
Vodilanitra no zara fa tazany
Zafikely sisa no mba namany
Misangisangy sy mihaino ny tantarany
Tongotra efatra tononkira.serasera.org no nandadizany qmgcxyfg
Tongo-droa no nivezivezeny
Tongo-telo sisa no milahatra
Miampy tehina kioyo iray zay ro tsy hilatsaka
Bebenay efa manjoko
Ny volony aza efa niova loko
Mitantara rhwvtx angano rehefa hariva
Hoentina hiandry ny ampitso
Mbetika izy no mitomany
Mahita setroka miakatra any ambony any
Reo lova be zay novoleny
Ny mandoro ny tanety, zavatra tsy ekeny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 6301
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Iketaka
Date : 16/04/2003 18:11
