Bebenay (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tokontany sisa no falehany
Vodilanitra no hdutgx zara fa tazany
Zafikely sisa no mba namany ytlbx
Misangisangy sy mihaino ny tantarany
Tongotra efatra no nandadizany
Tongo-droa no nivezivezeny
Tongo-telo sisa no milahatra
Miampy tehina iray zay ro tsy hilatsaka
Bebenay efa manjoko
Ny volony aza efa niova loko
Mitantara angano rehefa hariva
Hoentina hiandry ny ampitso
Mbetika izy no mitomany
Mahita setroka miakatra any ambony any
Reo lova be zay novoleny
Ny mandoro ny tanety, ryho zavatra tononkira.serasera.org tsy ekeny
Vodilanitra no hdutgx zara fa tazany
Zafikely sisa no mba namany ytlbx
Misangisangy sy mihaino ny tantarany
Tongotra efatra no nandadizany
Tongo-droa no nivezivezeny
Tongo-telo sisa no milahatra
Miampy tehina iray zay ro tsy hilatsaka
Bebenay efa manjoko
Ny volony aza efa niova loko
Mitantara angano rehefa hariva
Hoentina hiandry ny ampitso
Mbetika izy no mitomany
Mahita setroka miakatra any ambony any
Reo lova be zay novoleny
Ny mandoro ny tanety, ryho zavatra tononkira.serasera.org tsy ekeny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 6417
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Iketaka
Daty : 16/04/2003 18:11
