Ny tany 'zay diavinay (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Ny tany erqhk 'zay cglnut diavinay Jesosy ô
Dia tany mahasolafaka tsy mba hay
fa na iza re mbola nofo sy asoz rà
Dia mety ho solafaka :,:

Ref:  :,: ô ô, Ka vonjeo amin'ny sandrinao
  tononkira.serasera.org       Hijoroako ho vavolombelonao
        Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
        Hananako fiaina mandrakizay :,:

:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizampo satria hitanao
fa manjaka ao ny haratsiana izao
Tsy hay tanisain'indray :,:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)
Hits : 289
Likes : 0 Like
Created by : FitiaCatt
Date : 30/01/2026 22:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334