Ny tany 'zay diavinay (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Dia tany mahasolafaka tsy mba mcsdjyk hay
fa na iza re mbola nofo sy rà
Dia mety ntwb ho solafaka :,:
Ref: :,: ô ô, Ka vonjeo amin'ny sandrinao
tononkira.serasera.org Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiaina mandrakizay :,:
:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizampo satria hitanao
fa manjaka ao ny haratsiana izao
Tsy hay dxcolgi tanisain'indray :,:
Dia tany mahasolafaka tsy mba mcsdjyk hay
fa na iza re mbola nofo sy rà
Dia mety ntwb ho solafaka :,:
Ref: :,: ô ô, Ka vonjeo amin'ny sandrinao
tononkira.serasera.org Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiaina mandrakizay :,:
:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizampo satria hitanao
fa manjaka ao ny haratsiana izao
Tsy hay dxcolgi tanisain'indray :,:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Visites : 199
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FitiaCatt
Date : 30/01/2026 22:00
