Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny tany 'zay diavinay (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Dia tany mahasolafaka tsy yzhbqnth mba hay
fa na iza re mbola nofo sy rà
Dia mety ho solafaka :,:
Ref: :,: prkuk ô ô, Ka vonjeo amin'ny sandrinao
tononkira.serasera.org Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
vffu Hananako fiaina mandrakizay :,:
:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizampo satria hitanao
fa manjaka ao ny haratsiana izao
Tsy hay tanisain'indray :,:
Dia tany mahasolafaka tsy yzhbqnth mba hay
fa na iza re mbola nofo sy rà
Dia mety ho solafaka :,:
Ref: :,: prkuk ô ô, Ka vonjeo amin'ny sandrinao
tononkira.serasera.org Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
vffu Hananako fiaina mandrakizay :,:
:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizampo satria hitanao
fa manjaka ao ny haratsiana izao
Tsy hay tanisain'indray :,:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Hits : 235
Likes : 0 Like
Created by : FitiaCatt
Date : 30/01/2026 22:00
