Ny mba teninay (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Ny mba teninay raha vao manomboka eto
Aza atao kilalao, Ny fiainan'eto an-tany
Kanefa dia tsarovy fa mielina izany
Fa misy fiainan-tsoa haharitra ho doria
Ao ambadik'izao, joeorh fiainan'eto izao :,:
[Lehilahy]
:,: Inona no hatao hahazoan'izany ô
Tsy ny volamena na ireo vatosoa
Izay mamiratra fatratra fa ny fo
Mifona nahatsiaro mibebaka pshrjvy ô
[choeur]
No ilain'ny Tompo atolotra Azy izao :,:
Tsy hianao ihany no handray ny soa
Fa ny Firenena dia hahazo avokoa
Raha toa ka Jesosy no ekenao hanjaka amin'ny fiainanao
Ka ndeha aujgwdu re! Hivondrona hanantona ny Tompo
Mba ho an'i Jesosy ireo tononkira.serasera.org fara sy dimby
A/C : Herilanto RAKOTOARISOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 04/02/2026 06:57