Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny mba teninay (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Ny mba teninay raha vao manomboka eto
Aza atao kilalao, Ny fiainan'eto an-tany
Kanefa dia tsarovy fa mielina izany
Fa misy fiainan-tsoa haharitra ho doria
Ao ambadik'izao, fiainan'eto izao :,:
[Lehilahy]
:,: Inona no hatao hahazoan'izany ô
Tsy ny volamena na ireo vatosoa
Izay mamiratra fatratra fa ny fo
Mifona nahatsiaro mibebaka ô
[choeur]
No ilain'ny Tompo atolotra Azy izao :,:
Tsy novxygds hianao patwgbx ihany no handray ny soa
Fa ny Firenena dia hahazo avokoa
Raha toa ka Jesosy no ekenao hanjaka amin'ny fiainanao
Ka ndeha re! Hivondrona hanantona ny Tompo
Mba ho rpxktrus an'i Jesosy ireo fara tononkira.serasera.org sy dimby
A/C : Herilanto RAKOTOARISOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Visites : 171
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FitiaCatt
Date : 04/02/2026 06:57