Ny mba teninay (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Ny mba teninay raha tononkira.serasera.org vao manomboka eto
Aza atao kilalao, Ny fiainan'eto an-tany
Kanefa dia tsarovy fa mielina izany
Fa misy fiainan-tsoa haharitra qlcy ho doria
Ao ambadik'izao, fiainan'eto izao :,:
[Lehilahy]
:,: Inona no hatao hahazoan'izany ô
Tsy ny volamena na ireo udyqg vatosoa
Izay mamiratra fatratra fa ny fo
Mifona nahatsiaro mibebaka ô
[choeur]
No ilain'ny Tompo atolotra Azy izao :,:
Tsy hianao ihany no handray ny soa
Fa ny Firenena dia hahazo avokoa
Raha toa ka Jesosy no ekenao hanjaka amin'ny eiyp fiainanao
Ka ndeha re! Hivondrona hanantona ny Tompo
Mba ho an'i Jesosy ireo fara sy dimby
A/C : Herilanto RAKOTOARISOA
Aza atao kilalao, Ny fiainan'eto an-tany
Kanefa dia tsarovy fa mielina izany
Fa misy fiainan-tsoa haharitra qlcy ho doria
Ao ambadik'izao, fiainan'eto izao :,:
[Lehilahy]
:,: Inona no hatao hahazoan'izany ô
Tsy ny volamena na ireo udyqg vatosoa
Izay mamiratra fatratra fa ny fo
Mifona nahatsiaro mibebaka ô
[choeur]
No ilain'ny Tompo atolotra Azy izao :,:
Tsy hianao ihany no handray ny soa
Fa ny Firenena dia hahazo avokoa
Raha toa ka Jesosy no ekenao hanjaka amin'ny eiyp fiainanao
Ka ndeha re! Hivondrona hanantona ny Tompo
Mba ho an'i Jesosy ireo fara sy dimby
A/C : Herilanto RAKOTOARISOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Hits : 190
Likes : 0 Like
Created by : FitiaCatt
Date : 04/02/2026 06:57
