Ampianaro (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro re ry Tompoko
Ampianaro 'zato foko
Ampianaro ahalala
Ny ratsy sy n'y tsara ô!
Ho toy ny vonakazo an'ala tononkira.serasera.org anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa
(Lehilahy)
Ny fonay mora dxqfpdg mankahala
Ampianaro ahalala
'lay didim-pitiavanao
F'izany xqfp no mpianatrao
(Vehivavy)
Ampianaro izahay ry Tompo
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho mlszfdan Zaza intsony ihany koa
Tolory fo mahay mandefitra
Sy saina tony anaty tafiotra
Ka n'iza n'iza tsy hilefitra
Ampianaro tsy ho rototra
Ampianaro izahay ry Tompo
A/C : RAKOTOTIANA Herizo Abrama
Ampianaro 'zato foko
Ampianaro ahalala
Ny ratsy sy n'y tsara ô!
Ho toy ny vonakazo an'ala tononkira.serasera.org anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa
(Lehilahy)
Ny fonay mora dxqfpdg mankahala
Ampianaro ahalala
'lay didim-pitiavanao
F'izany xqfp no mpianatrao
(Vehivavy)
Ampianaro izahay ry Tompo
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho mlszfdan Zaza intsony ihany koa
Tolory fo mahay mandefitra
Sy saina tony anaty tafiotra
Ka n'iza n'iza tsy hilefitra
Ampianaro tsy ho rototra
Ampianaro izahay ry Tompo
A/C : RAKOTOTIANA Herizo Abrama
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 327
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 27/01/2026 10:03
