Ampianaro (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro re ry Tompoko
Ampianaro 'zato foko
Ampianaro ahalala
Ny ratsy sy n'y tsara ô!
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho bmtxtc Zaza intsony ihany koa
(Lehilahy)
Ny fonay tononkira.serasera.org mora mankahala
Ampianaro ahalala
'lay didim-pitiavanao
F'izany no mpianatrao
(Vehivavy)
Ampianaro izahay ry Tompo
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy pnhm ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa
Tolory fo mahay mandefitra
Sy saina tony anaty tafiotra
Ka n'iza n'iza tsy hilefitra
Ampianaro mklad tsy ho rototra
Ampianaro izahay ry Tompo
A/C : RAKOTOTIANA Herizo Abrama
Ampianaro 'zato foko
Ampianaro ahalala
Ny ratsy sy n'y tsara ô!
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho bmtxtc Zaza intsony ihany koa
(Lehilahy)
Ny fonay tononkira.serasera.org mora mankahala
Ampianaro ahalala
'lay didim-pitiavanao
F'izany no mpianatrao
(Vehivavy)
Ampianaro izahay ry Tompo
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy pnhm ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa
Tolory fo mahay mandefitra
Sy saina tony anaty tafiotra
Ka n'iza n'iza tsy hilefitra
Ampianaro mklad tsy ho rototra
Ampianaro izahay ry Tompo
A/C : RAKOTOTIANA Herizo Abrama
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Hits : 364
Likes : 0 Like
Created by : FitiaCatt
Date : 27/01/2026 10:03
