Ampianaro (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro re ry Tompoko
Ampianaro 'zato trlcma foko
Ampianaro ahalala
Ny ratsy tononkira.serasera.org sy n'y tsara ô!
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa
(Lehilahy)
Ny fonay mora mankahala
Ampianaro ahalala
'lay didim-pitiavanao
F'izany no mpianatrao
(Vehivavy)
Ampianaro izahay rmajjzv ry Tompo
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa
Tolory fo mahay mandefitra
Sy saina tony anaty tafiotra
Ka n'iza n'iza tsy hilefitra
Ampianaro tsy ho rototra
Ampianaro inglpeue izahay ry Tompo
A/C : RAKOTOTIANA Herizo Abrama
Ampianaro 'zato trlcma foko
Ampianaro ahalala
Ny ratsy tononkira.serasera.org sy n'y tsara ô!
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa
(Lehilahy)
Ny fonay mora mankahala
Ampianaro ahalala
'lay didim-pitiavanao
F'izany no mpianatrao
(Vehivavy)
Ampianaro izahay rmajjzv ry Tompo
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa
Tolory fo mahay mandefitra
Sy saina tony anaty tafiotra
Ka n'iza n'iza tsy hilefitra
Ampianaro tsy ho rototra
Ampianaro inglpeue izahay ry Tompo
A/C : RAKOTOTIANA Herizo Abrama
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Visites : 363
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FitiaCatt
Date : 27/01/2026 10:03
