tsara andry (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha hihatsaravelatsihy aleo dia foanana
Ny mamitaka ny tiana dia fihetsika tsy hihavanana
F'izaho dia tia ka mahatoky fa manana andry iankinana
sy hiangotingotiana
Nefa voafitaka aho satria tononkira.serasera.org ilay olon-tiana anie
ka mpihatsaravelatsihy a!
Tsaratsara aloha ny mifandao tsy misy maratra
Dieny mbola tsy hanenenana
Ny hampandeferana
ilay fitiavana voaratra
Fa raha mitohy dia tsapa whwhybkz fa ho montsana ny amiko sy ny ho avy manontolo
Koa aleo hisinda kely ilay fitiavako dieny mbola ormk tsy bobongolo.
Ref:
Fa ianao tsara andry iankinana dtpk sy tànana mpanafosafo
(Manga habakabaka hisidinana)
Voatamby fitia mitafotafo
(Mamelà ahy) mba hijerijery (ny sahaza) sy tsy hamery
ny fahantrako eo an-dalam-pivoarana
Ny ngidim-piainana tsy azo anoharana
Koa andeha re... fa tsaratsara antsika ny mifandao.
Ref:..........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 8356
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zzz
Daty : 28/06/2006 07:26