tsara andry (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha hihatsaravelatsihy aleo dia foanana
Ny mamitaka ny tononkira.serasera.org tiana dia fihetsika tsy hihavanana
F'izaho dia tia ka mahatoky fa manana andry iankinana
sy hiangotingotiana
Nefa voafitaka aho satria ilay olon-tiana anie
ka mpihatsaravelatsihy a!
Tsaratsara aloha ny zpet mifandao tsy misy maratra
Dieny mbola tsy hanenenana
Ny hampandeferana
ilay fitiavana voaratra
Fa raha mitohy dia tsapa fa ho montsana ny amiko sy ny ho avy manontolo
Koa aleo hisinda kely ilay fitiavako dieny mbola zwzjho tsy bobongolo.
Ref:
Fa ianao tsara andry iankinana sy tànana mpanafosafo
(Manga habakabaka hisidinana)
Voatamby fitia mitafotafo
(Mamelà ahy) mba hijerijery (ny sahaza) sy tsy hamery
ny fahantrako eo an-dalam-pivoarana
Ny ngidim-piainana tsy aixsm azo anoharana
Koa andeha re... fa tsaratsara antsika ny mifandao.
Ref:..........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 8357
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zzz
Date : 28/06/2006 07:26