NANKAIZA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Matsiaro aho,malahelo foana an-dry..
Manina anao,toa tsy mety ho very dia..
Nankaiza ianao,no tsy re nandalo intsony..
Fantatrao iany e!f'izaho hatramizay
Tsy mahafoy anao
Tsapanao izany ddhgb e!zaho rehefa tia dia obdccziz tia tokoa...tsy ananako ambom-po...
Eny antenaiko..mbola hisy andro iray hiaonana..
Tsy ho ela intsony..raha mbola eo koa ny masoandro iombonana...
Tongava upyy ianao..tsindrindaona aho ny ahita anao indray....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 2723
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ratsokona
Daty : 05/09/2017 14:49