NANKAIZA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matsiaro aho,malahelo foana an-dry..
Manina anao,toa tsy mety ho very dia..
Nankaiza ianao,no qbnftzg tsy re nandalo intsony..
Fantatrao iany e!f'izaho tononkira.serasera.org hatramizay
Tsy mahafoy anao
Tsapanao izany e!zaho rehefa tia dia tia tokoa...tsy ananako ambom-po...
Eny antenaiko..mbola hisy oyzsbkz andro iray hiaonana..
Tsy ho ela intsony..raha mbola eo koa ny masoandro iombonana...
Tongava ianao..tsindrindaona aho ny ahita qbblaf anao indray....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 2653
Likes : 0 Like
Created by : ratsokona
Date : 05/09/2017 14:49