NANKAIZA (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matsiaro aho,malahelo foana an-dry..
Manina anao,toa tsy mety ho very dia..
Nankaiza ianao,no tsy re nandalo intsony..

Fantatrao hgatoy tononkira.serasera.org iany xipqzva e!f'izaho hatramizay
Tsy mahafoy anao
Tsapanao izany e!zaho rehefa tia dia tia tokoa...tsy ananako ambom-po...

Eny antenaiko..mbola hisy andro iray hiaonana..
Tsy ho ela intsony..raha cybqc mbola eo koa ny masoandro iombonana...
Tongava ianao..tsindrindaona aho ny ahita anao indray....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Hasina
Visites : 2655
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ratsokona
Date : 05/09/2017 14:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318