MARIAZY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARIAZY..
Tsy hanindroa, tsy manampaharoa,
Izao andro anio izao,
Tsy ikim mandry loha,,
Ela niandrasana koa
Ny andro iray,, tononkira.serasera.org hifaliana indray,,
Eto anatrehan 'andriamanitra,,
No anekeko mywkdaa anao ho vadiko,,
Ka na mora na ho sarotra aza,,
Ho tia sy hanaja anao,,
Finidiko, hiaradalana koa
Ianao, ianao tena ianao,
Hifanasoa,, sqhi hifankatia
Isika roa,,
Ho Fo iray,, ho mandrakizay,,
Eto anatrehan'Andriamanitra,,
........
Tsy hanindroa, tsy manampaharoa,
Izao andro anio izao,
Tsy ikim mandry loha,,
Ela niandrasana koa
Ny andro iray,, tononkira.serasera.org hifaliana indray,,
Eto anatrehan 'andriamanitra,,
No anekeko mywkdaa anao ho vadiko,,
Ka na mora na ho sarotra aza,,
Ho tia sy hanaja anao,,
Finidiko, hiaradalana koa
Ianao, ianao tena ianao,
Hifanasoa,, sqhi hifankatia
Isika roa,,
Ho Fo iray,, ho mandrakizay,,
Eto anatrehan'Andriamanitra,,
........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 2002
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 26/08/2020 14:49
