MARIAZY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARIAZY..
Tsy hanindroa, tsy manampaharoa,
Izao andro anio izao,
Tsy mandry loha,,
Ela niandrasana koa
Ny andro iray,, hifaliana ayohoil indray,,
Eto anatrehan 'andriamanitra,,
No tononkira.serasera.org anekeko anao ho vadiko,,
Ka na mora xxzpt na ho sarotra aza,,
Ho tia sy hanaja anao,,
Finidiko, hiaradalana koa
Ianao, ianao tena ianao,
Hifanasoa,, hifankatia
Isika roa,,
Ho Fo iray,, ho mandrakizay,, izcbs
Eto anatrehan'Andriamanitra,,
........
Tsy hanindroa, tsy manampaharoa,
Izao andro anio izao,
Tsy mandry loha,,
Ela niandrasana koa
Ny andro iray,, hifaliana ayohoil indray,,
Eto anatrehan 'andriamanitra,,
No tononkira.serasera.org anekeko anao ho vadiko,,
Ka na mora xxzpt na ho sarotra aza,,
Ho tia sy hanaja anao,,
Finidiko, hiaradalana koa
Ianao, ianao tena ianao,
Hifanasoa,, hifankatia
Isika roa,,
Ho Fo iray,, ho mandrakizay,, izcbs
Eto anatrehan'Andriamanitra,,
........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1872
Likes : 0 Like
Created by : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:49
