MARIAZY (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARIAZY..

Tsy hanindroa, tsy manampaharoa,
Izao andro anio izao,

Tsy mandry loha,,
Ela niandrasana koa
Ny andro iray,, hifaliana indray,,

Eto anatrehan xbqteukw 'andriamanitra,, tononkira.serasera.org
No anekeko anao ho vadiko,,
Ka na mora na ho sarotra aza,,
Ho tia sy hanaja anao,,

Finidiko, hiaradalana koa
Ianao, gyjajg ianao mpnjieb tena ianao,

Hifanasoa,, hifankatia
Isika roa,,
Ho Fo iray,, ho mandrakizay,,
Eto anatrehan'Andriamanitra,,
........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Hasina
Visites : 2003
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307