MANKASITRAKA INDRINDRA (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fankafizanao,no tena fifaliana feno ho anay izao..
Fa ny hirahiranay zay tsy afaka ao ambavanao hatramizay ka hatramizao..
Ka mankasitraka indrindra e!!..
Fa hery lehibe ho anay ny fanohanao anay toy izao...
(ka mankasitraka e!misaotra anao zahay)

Tena mamy ny fiarahana,,ny mozika no nampihavana..ka tsy anavahana!!!
Ny soa no ifwyw nampitaina..tao am.po no nozaraina ka nomenay..zay lay tena fitiavana!!...

Ny fankasitrahanao,no mbola hikalonay uyyujcjp ny hirahiranay...
Ka tsy sasatra izahay,fa niezaka tononkira.serasera.org nanao zay ahafaly anao..
Ka mankasitraka indrindra e!
Fa hery jmprhxn lehibe ho anay ny fanohananao anay toy izao..
(ka mankasitraka e!misaotra anao zahay!)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Hasina
Vangy : 1558
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ratsokona
Daty : 05/09/2017 14:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.062