MANKASITRAKA INDRINDRA (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fankafizanao,no tena fifaliana feno ho anay izao..
Fa ny hirahiranay zay tsy afaka ao ambavanao hatramizay ka hatramizao..
Ka mankasitraka indrindra e!!..
Fa hery lehibe ho anay ny fanohanao anay toy izao...
(ka mankasitraka e!misaotra anao zahay)

Tena mamy ny fiarahana,,ny mozika tononkira.serasera.org no nampihavana..ka ryfrfo tsy anavahana!!!
Ny soa no nampitaina..tao am.po zzmvi no nozaraina ka nomenay..zay lay tena fitiavana!!...

Ny fankasitrahanao,no cmdv mbola hikalonay ny hirahiranay...
Ka tsy sasatra izahay,fa niezaka nanao zay ahafaly anao..
Ka mankasitraka indrindra e!
Fa hery lehibe ho anay ny fanohananao anay toy izao..
(ka mankasitraka e!misaotra anao zahay!)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Hasina
Visites : 1481
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ratsokona
Date : 05/09/2017 14:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289