MANKASITRAKA INDRINDRA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fankafizanao,no tena fifaliana feno ho anay izao..
Fa ny hirahiranay zay tsy tononkira.serasera.org afaka ao ambavanao hatramizay ka hatramizao..
Ka mankasitraka indrindra e!!..
Fa hery lehibe svjd ho anay ny mldwfbgl fanohanao anay toy izao...
(ka mankasitraka e!misaotra anao zahay)
Tena mamy ny fiarahana,,ny mozika no nampihavana..ka tsy anavahana!!!
Ny soa no nampitaina..tao am.po no nozaraina ka nomenay..zay lay tena fitiavana!!...
Ny fankasitrahanao,no ywaiqmvf mbola hikalonay ny hirahiranay...
Ka tsy sasatra izahay,fa niezaka nanao zay ahafaly anao..
Ka mankasitraka indrindra e!
Fa hery lehibe ho anay ny fanohananao anay toy izao..
(ka mankasitraka e!misaotra anao zahay!)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1510
Likes : 0 Like
Created by : ratsokona
Date : 05/09/2017 14:41