Ho anao (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro Andriamanitra ô
Ho anao izao, mba ho eo an-tànanao
Ny fiainako izao ybpbzt anio izao
Apetrako mba ho anao ry Ray
Refrain :
Ho anao anio sy ho rahampitso koa
Ho tononkira.serasera.org anao anio, tsy misy mfdg hotanako
Ho anao anio, sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho anao ry RAY
Eny tsapako fa sarotra ny rmwducrz dia
Izany no ilako anao izao
Ny fiainako rehetra omeko anao
Ho anao anio.....................
Ho anao izao, mba ho eo an-tànanao
Ny fiainako izao ybpbzt anio izao
Apetrako mba ho anao ry Ray
Refrain :
Ho anao anio sy ho rahampitso koa
Ho tononkira.serasera.org anao anio, tsy misy mfdg hotanako
Ho anao anio, sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho anao ry RAY
Eny tsapako fa sarotra ny rmwducrz dia
Izany no ilako anao izao
Ny fiainako rehetra omeko anao
Ho anao anio.....................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 6912
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/07/2007 09:27
