Ho anao (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro Andriamanitra ô
Ho anao izao, mba ho eo an-tànanao
Ny fiainako tononkira.serasera.org izao anio izao
Apetrako mba ho anao ry Ray
Refrain :
Ho anao dvcm anio sy ho rahampitso koa
Ho anao anio, tsy misy hotanako
Ho anao anio, sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho anao ry RAY
zwmbunwy
Eny tsapako fa sarotra ny dia
Izany no ilako syfgcs anao izao
Ny fiainako rehetra omeko anao
Ho anao anio.....................
Ho anao izao, mba ho eo an-tànanao
Ny fiainako tononkira.serasera.org izao anio izao
Apetrako mba ho anao ry Ray
Refrain :
Ho anao dvcm anio sy ho rahampitso koa
Ho anao anio, tsy misy hotanako
Ho anao anio, sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho anao ry RAY
zwmbunwy
Eny tsapako fa sarotra ny dia
Izany no ilako syfgcs anao izao
Ny fiainako rehetra omeko anao
Ho anao anio.....................
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 6806
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/07/2007 09:27
