Ho anao (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro Andriamanitra ô
Ho anao izao, mba ho eo an-tànanao
Ny fiainako izao anio izao
Apetrako mba ho anao oydlpssb ry Ray
Refrain :
Ho anao anio sy ho rahampitso koa
Ho anao anio, tsy misy rwqanuk hotanako
Ho anao anio, sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho anao ry RAY
Eny tsapako ksjbf fa sarotra ny dia
Izany no ilako tononkira.serasera.org anao izao
Ny fiainako rehetra omeko anao
Ho anao anio.....................
Ho anao izao, mba ho eo an-tànanao
Ny fiainako izao anio izao
Apetrako mba ho anao oydlpssb ry Ray
Refrain :
Ho anao anio sy ho rahampitso koa
Ho anao anio, tsy misy rwqanuk hotanako
Ho anao anio, sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho anao ry RAY
Eny tsapako ksjbf fa sarotra ny dia
Izany no ilako tononkira.serasera.org anao izao
Ny fiainako rehetra omeko anao
Ho anao anio.....................
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 6913
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 12/07/2007 09:27
