AHIAHY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AHIAHY
Tarika hasina
Aut/comp,
Lavitra tany hianao, tsy mampandry saina
Tsy hay izay mety ho fiovana,fa ny ahiahy tsy hiavanana
Nanoratra taty tokoa hianao,saingy tsy nasiako valiny
Satria tsy eo anilako i ndry
Ka tsy antenaiko aaxqzx ny rariny..
Réf( ela be isika tsy srmpvqt nihaona,izaho taty zqaolso tsindrindaona ka aona no hitokisako fa hianao de tsy miova fo,,
Tsy voa aramaso akory no tsy mampandry loha
Ka mahatonga ahy ho lasa nofy, ny momba antsika roa,
Sahirana mafy aho mieritreritra fa, ho averina ve ilay fitia taloha,,
Sa ho ravana dien'izao fa efa boboka sy lo
Nefa anie tononkira.serasera.org ra azo hatao aleo aloha aho mba hisaina
Fa sao de misy fitaka ny ho tohin'ilay fifandraisana,,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 1613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 26/08/2020 14:48