AHIAHY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AHIAHY
Tarika hasina
Aut/comp,
Lavitra tany hianao, tsy mampandry saina
Tsy hay izay mety ho fiovana,fa ny ahiahy tsy hiavanana
Nanoratra taty tokoa hianao,saingy tsy nasiako valiny
Satria tsy eo anilako i ndry
Ka tsy antenaiko ny rariny..
Réf( ela be isika tononkira.serasera.org tsy nihaona,izaho taty tsindrindaona ka aona no hitokisako fa hianao de tsy miova fo,,
Tsy voa aramaso akory no tsy mampandry loha
Ka mahatonga ahy ho lasa nofy, ny momba antsika roa,
Sahirana mafy aho mieritreritra fa, ho averina ve ilay fitia taloha,,
Sa ho ravana dien'izao fa efa boboka wpgxv sy lo
Nefa anie ra azo hatao aleo wemx aloha ouombyq aho mba hisaina
Fa sao de misy fitaka ny ho tohin'ilay fifandraisana,,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1686
Likes : 0 Like
Created by : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:48