AHIAHY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AHIAHY
Tarika hasina
Aut/comp,
Lavitra tany hianao, tsy mampandry saina
Tsy hay izay tononkira.serasera.org mety ho fiovana,fa ny ahiahy tsy hiavanana
Nanoratra taty tokoa wgarm hianao,saingy tsy nasiako lqyxzlk valiny
Satria tsy eo anilako azyj i ndry
Ka tsy antenaiko ny rariny..
Réf( ela be isika tsy nihaona,izaho taty tsindrindaona ka aona no hitokisako fa hianao de tsy miova fo,,
Tsy voa aramaso akory no tsy mampandry loha
Ka mahatonga ahy ho lasa nofy, ny momba antsika roa,
Sahirana mafy aho mieritreritra fa, ho averina ve ilay fitia taloha,,
Sa ho ravana dien'izao fa efa boboka sy lo
Nefa anie ra azo hatao aleo aloha aho mba hisaina
Fa sao de misy fitaka ny ho tohin'ilay fifandraisana,,

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 1512
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:48