TSAROAKO ANIO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jlrrj Tsaroako oitaqxs anio ilay andro
Izay nidinanao tety ry Tomponay
Fa lehibe ny fitiavanao anay zandrinao
ka nandaozanao ny dehpx lapanao
Tsinontsinona izao fiainako izao
raha tsy nisy famonjena tononkira.serasera.org avy aminao Jesô!
Ka misaotra eram-po sy eran-tsaina koa
Misaotra Anao ry Be famindram-po
RAKOTONIAINA Rija (2020)
Izay nidinanao tety ry Tomponay
Fa lehibe ny fitiavanao anay zandrinao
ka nandaozanao ny dehpx lapanao
Tsinontsinona izao fiainako izao
raha tsy nisy famonjena tononkira.serasera.org avy aminao Jesô!
Ka misaotra eram-po sy eran-tsaina koa
Misaotra Anao ry Be famindram-po
RAKOTONIAINA Rija (2020)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 1066
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rijajose
Daty : 05/01/2023 13:50
