TSAROAKO ANIO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako anio ilay andro
Izay nidinanao tety ry Tomponay
Fa lehibe ny fitiavanao anay zandrinao
ka nandaozanao cfmjbsg ny lapanao

Tsinontsinona izao fiainako izao
raha rvax tsy nisy famonjena avy aminao oafs Jesô!
Ka misaotra eram-po sy eran-tsaina koa
Misaotra Anao ry Be tononkira.serasera.org famindram-po

RAKOTONIAINA Rija (2020)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336