TSAROAKO ANIO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako anio ilay andro
Izay nidinanao tety ry Tomponay
Fa lehibe ny fitiavanao anay zandrinao
ka nandaozanao ny lapanao
Tsinontsinona izao fiainako izao
chbagjh raha tsy nisy famonjena avy tononkira.serasera.org aminao Jesô!
Ka odtyhf misaotra eram-po sy eran-tsaina koa
Misaotra nfxqbjm Anao ry Be famindram-po
RAKOTONIAINA Rija (2020)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaHits : 1067
Likes : 1 Like
Created by : rijajose
Date : 05/01/2023 13:50