TSARA IANAO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy eto agnay hidera sy hanandratra tononkira.serasera.org Anao
Fa avo sy mahatalanjogna ny asanao!
Hihira aho hataoko fhhwua ren'izao tontolo izao e!
Fa tsara eko aho tsa hiala aminao mandrakizay!
Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara ny denkujbn eo agnilanao
Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara e! eko aho tsa hiala e! aminao axmx mandrakizay!
Avy aminao hery sy tanjaka ,fahasalamana!
Afoiko ho Anao ny hatanorako hanao ny asanao!
Hihira aho hataoko ren'izao tontolo izao e!
Fa tsara eko aho tsa hiala aminao mandrakizay!
RANDRIANANJA Liantsoa (2022)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaHits : 757
Likes : 1 Like
Created by : rijajose
Date : 05/01/2023 13:14