TSARA IANAO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy eto lkfwb agnay hidera sy hanandratra Anao
Fa avo sy mahatalanjogna ny asanao!
Hihira aho hataoko ren'izao tontolo izao e!
Fa tsara eko aho tsa hiala eqymgyn aminao mandrakizay!
Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara ny eo agnilanao
Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara e! eko oxkdoko aho tsa hiala e! aminao mandrakizay!
Avy aminao hery sy tanjaka tononkira.serasera.org ,fahasalamana!
Afoiko ho Anao ny hatanorako hanao ny asanao!
Hihira aho hataoko ren'izao tontolo izao e!
Fa tsara eko aho tsa hiala aminao mandrakizay!
RANDRIANANJA Liantsoa (2022)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaHits : 798
Likes : 1 Like
Created by : rijajose
Date : 05/01/2023 13:14