TSARA IANAO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fpjbw Avy eto agnay hidera sy hanandratra Anao
Fa avo sy mahatalanjogna ny asanao!
Hihira aho hataoko ren'izao tontolo izao e!
Fa tsara eko aho tsa hiala aminao mandrakizay!
Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara tononkira.serasera.org ny eo agnilanao
Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara e! eko pavgii aho tsa hiala e! aminao mandrakizay!
Avy aminao hery sy tanjaka ,fahasalamana!
Afoiko ho Anao ny hatanorako hanao xjqlhc ny asanao!

RANDRIANANJA Liantsoa (2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 756
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rijajose
Daty : 05/01/2023 13:14