TENY FIAINANA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao ry namako hitsena Ilay ienyd Jesosy
Hitondra teny soa ho fanavotana
Andao ry namako anio ny Famonjena no mandona am-po
Ö mba vohay ka raiso hiditra snbtmiel ao am-ponao e! hanova anao e!
Raiso Ilay Teny Fiainana hamelombelona ny tononkira.serasera.org saina, fo , fanahy!
Teny nomen'Andriamanitra ho famonjen'izay mino sy manaiky Azy.
Ry namako henoy ny feony miantso !
Izao anio izay tapaho ny hevitrao !
Ry namako fofs henoy ny Tompo miantso ,mandona ao am-po
Ö mba vohay ka raiso hiditra ao am-ponao, hanova anao e!
RAKOTONIAINA Rija (2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 726
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rijajose
Daty : 05/01/2023 13:47