TENY FIAINANA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao ry namako hitsena Ilay Jesosy
Hitondra teny soa ho fanavotana
Andao ry namako anio ny Famonjena no mandona wpficxql am-po
Ö mba vohay ka raiso hiditra ao am-ponao e! hanova anao e!

Raiso Ilay Teny vcolt Fiainana hamelombelona ny saina, fo , fanahy!
Teny nomen'Andriamanitra ho famonjen'izay mino sy manaiky Azy.

Ry namako henoy ny feony miantso !
Izao anio izay tapaho ny hevitrao !
Ry namako henoy ny Tompo miantso ,mandona ao am-po
Ö mba tononkira.serasera.org vohay ka cvtrf raiso hiditra ao am-ponao, hanova anao e!

RAKOTONIAINA Rija (2022)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053