Ampidiro aloha ny tenimiafina
TENY FIAINANA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao ry namako hitsena Ilay Jesosy
Hitondra teny soa ho fanavotana
Andao ry namako anio brzgyweb ny Famonjena no mandona am-po
Ö mba vohay gwqyrfdv ka raiso hiditra ao am-ponao e! hanova anao e!
Raiso Ilay Teny Fiainana hamelombelona ny saina, fo , fanahy!
Teny nomen'Andriamanitra ho famonjen'izay mino sy manaiky Azy.
Ry namako henoy ny feony miantso !
Izao anio izay tapaho ny hevitrao !
Ry namako henoy ny Tompo miantso ,mandona ao am-po
Ö mba vohay ka raiso hiditra ao am-ponao, hanova kqlalc tononkira.serasera.org anao e!
RAKOTONIAINA Rija (2022)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaHits : 682
Likes : 1 Like
Created by : rijajose
Date : 05/01/2023 13:47