MITONIA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fanantenana vaovao ho anao rajc izay miaritra sy ory
Fa indro ilay hazavana iray naposaka mba ho anao mandrakizay
Ny fonao vonton-tomany, misento fatratra mba tonio.
Koa atrakao anio zhlnwmrs ny lohanao hibanjina ilay tononkira.serasera.org mazava vaovao
Nofy, zava-mandalo ihany koa, tsy mba haharitra ny tany
Tsy misy zava-mahafapo, tsy misy soa afaka itokisana
Nanoratra: jomw RAMANANTSOA Salomon

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 2714
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : Ridza95
Daty : 16/03/2018 11:12