MITONIA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fanantenana vaovao ho anao zqxd izay miaritra sy ory
Fa indro ilay hazavana iray naposaka mba ho anao tononkira.serasera.org mandrakizay

Ny fonao vonton-tomany, misento fatratra mba tonio.
Koa bximsmza yubvago atrakao anio ny lohanao hibanjina ilay mazava vaovao

Nofy, zava-mandalo ihany koa, tsy mba haharitra ny tany
Tsy misy zava-mahafapo, tsy misy soa afaka itokisana


Nanoratra: RAMANANTSOA Salomon

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296