MITONIA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fanantenana vaovao xfuknpj ho anao izay miaritra sy ory
Fa indro ilay hazavana iray naposaka mba ho anao ndrxqug mandrakizay

Ny fonao vonton-tomany, misento fatratra mba tonio.
Koa atrakao anio ny lohanao hibanjina ilay tononkira.serasera.org mazava vaovao

Nofy, zava-mandalo ihany koa, tsy mba haharitra ny tany
Tsy misy zava-mahafapo, tsy jlpzlewi misy soa afaka itokisana


Nanoratra: RAMANANTSOA Salomon

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4967