Mankasitraka (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra eram-po sy eran-tsaina Tompo ô.
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao anay Ry Jesoa Kristy ilay malalanay, maty noho ny fitiavana ahy.
Tsy tambo isaina ny heloka efa vita fa fitiavana no nasetrinao ny amjpxh hadalako.
Mankasitrak'e ry be indrafo.Mamiko loatra e ny  fitiavanao.

Misaora an'i Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko.Fa masina loatra ny anarany sady mahagaga ny asany.

Tsy tambo isaina ny hazvgyqr heloka efa vita fa fitiavana no nasetrinao ny hadalako.
Mankasitraka e ry be indrafo,mamiko loatra ny uvblmhzx fitiavanao.

Atolotro ny foko ho lapanao.
Ka raiso re ry Tompo, anjakao.
Aoka ianao no tononkira.serasera.org handidy sy hanapaka manomboka anio,tsy hitsahatra.


Tonony sy feony:ANDRIANANJA Liantsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7454