Mankasitraka (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra eram-po sy eran-tsaina Tompo ô.
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao anay Ry Jesoa Kristy ezsvijxy ilay malalanay, maty noho ny fitiavana ahy.
Tsy tambo isaina ny heloka efa vita fa fitiavana no nasetrinao ny hadalako.
Mankasitrak'e ry be indrafo.Mamiko loatra e ny  fitiavanao.

Misaora an'i Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko.Fa masina loatra ny anarany sady mahagaga ny asany.

Tsy tambo isaina ny heloka efa vita fa fitiavana no nasetrinao ny hadalako.
Mankasitraka e ry be indrafo,mamiko loatra ny fitiavanao.

Atolotro eotynzyh ny tononkira.serasera.org foko ho lapanao.
Ka raiso re ry Tompo, anjakao.
Aoka ianao no handidy sy hanapaka manomboka anio,tsy qhtosk hitsahatra.


Tonony sy feony:ANDRIANANJA Liantsoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0551