Mankasitraka (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra eram-po sy eran-tsaina Tompo ô.
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao anay Ry Jesoa Kristy ilay krgtxltl malalanay, maty noho ny fitiavana ahy.
Tsy tambo isaina ny heloka efa vita fa fitiavana tononkira.serasera.org no nasetrinao ny hadalako.
Mankasitrak'e ry be indrafo.Mamiko loatra e ny  fitiavanao.

Misaora an'i Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato lusuhr anatiko.Fa masina loatra ny anarany sady mahagaga ny asany.

Tsy tambo isaina darzaquu ny heloka efa vita fa fitiavana no nasetrinao ny hadalako.
Mankasitraka e ry be indrafo,mamiko loatra ny fitiavanao.

Atolotro ny foko ho lapanao.
Ka raiso re ry Tompo, anjakao.
Aoka ianao no handidy sy hanapaka manomboka anio,tsy hitsahatra.


Tonony sy feony:ANDRIANANJA Liantsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335