ITY NOSINAY (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ity jgisud nosinay apetrako aminao
Maro be ireo ahiahy mamotika tononkira.serasera.org anay
Ny mpitondra anay mba tariho hiankina aminao
Ka hmyszuhd tolory saina hendry ,kinga sy mahay

Mba nikv tahio ,tahionao Jesosy , ity Nosy malalanay!
Ka hiadana sy ho finaritra, e sambatr'izahay!

Tompo ô ity Nosinay apetrako aminao
Ka ombao ny herinao hiaro anay
Ny malagasy ampionao Tompo ô hifankatia
Ka tsy hisy hizarazara fa hiara-dia

RANDRIANANJA Liantsoa (2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358