ITY NOSINAY (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lkpep Tompo ô ity nosinay apetrako aminao
Maro be ireo ahiahy mamotika anay
Ny mpitondra anay mba tariho hiankina aminao
Ka tolory saina hendry ,kinga sy mahay
Mba tahio ,tahionao Jesosy , ity Nosy malalanay!
Ka hiadana sy ho finaritra, e sambatr'izahay!
Tompo ô ity Nosinay apetrako aminao
Ka ombao ny herinao hiaro anay
Ny malagasy ampionao Tompo tononkira.serasera.org ô hifankatia
Ka tsy hisy hizarazara fizgogw fa hiara-dia
RANDRIANANJA uusjr Liantsoa (2022)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVisites : 888
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rijajose
Date : 05/01/2023 13:38