ITY NOSINAY (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ity nosinay apetrako aminao
Maro be ireo ahiahy mamotika anay
Ny mpitondra anay mba tariho hiankina aminao
Ka tolory saina hendry ,kinga sy mahay
Mba tononkira.serasera.org tahio ,tahionao Jesosy , ity Nosy malalanay!
Ka hiadana sy ho finaritra, e sambatr'izahay!
Tompo ô ity Nosinay apetrako aminao
Ka ombao ny herinao pisaz hiaro anay
Ny malagasy ampionao omsosxlv Tompo ô hifankatia
Ka tsy hisy jafmvlj hizarazara fa hiara-dia
RANDRIANANJA Liantsoa (2022)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaHits : 889
Likes : 1 Like
Created by : rijajose
Date : 05/01/2023 13:38