HIVERINA AMINAO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hadisoana vitako ifonako aminao
Irao ota sy ireo ditrako mba ho diovinao
Neniko avokoa ireo lasako taloha
Ankehitriny hiverina aho ho olom-baovao!

Ny foko raiso anjakao, ny tenako atolotro Anao
Raiso tononkira.serasera.org aho fa aza lavina , izao anio izao hiverina aminao!

Tantano tsy ho solafaka ity mpanomponao
Omeo ilay hazavana soa hcto hitarika ahy izao
Ianao no heriko , Ianao ry Ray Tsitoha!
Zay miara-dàlana aminao tsy hanan-tahotra

Na lavitra yxxo ny diako matoky aho fa manana qzha Anao Ray ô
Ho tody an-dapasoa fa miaraka aminao sy eo anilanao!

RAKOTONIAINA Rija (2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434