HIVERINA AMINAO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hadisoana vitako ifonako aminao
Irao ota sy ireo ditrako mba ho diovinao
Neniko avokoa ireo lasako taloha
Ankehitriny hiverina aho ho olom-baovao!
Ny foko raiso anjakao, tononkira.serasera.org ny tenako atolotro Anao
Raiso aho fa aza lavina , izao anio izao hiverina aminao!
Tantano tsy ho solafaka ity afvhako mpanomponao
Omeo ilay hazavana soa hitarika ahy izao
Ianao no heriko , Ianao ry Ray Tsitoha!
Zay miara-dàlana aminao tsy ihqrx hanan-tahotra
Na lavitra ny diako dtkgdq matoky aho fa manana Anao Ray ô
Ho tody an-dapasoa fa miaraka aminao sy eo anilanao!
RAKOTONIAINA Rija (2022)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVisites : 1034
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rijajose
Date : 05/01/2023 14:24